hintLohahevitra mandroso: Filozofia kely.
pic moderation advanced
Filozofia kely.
Aza mihevitra fa tsotra foana ny fahamaotinana, satria tsy tsotra ny olona hifaneraseranao. Ireto misy ohatra sasantsasany amin'ny toe-javatra sarotra mety ho tojo anao, ary toro-hevitra vitsivitsy mba hahombiazana amin'izany.
Tsy afaka mitondra ny rariny ianao.
Aza mampahatezitra ny olona.
Mamorona tontolo mahafinaritra anao manokana.
Ny fanahin’ny lalàna.
Fifamelana sy firindrana.
Aoka ho ny hafa.
Kely no betsaka.