Indraindray ianao tsy manam-potoana hamitana lalao. Na indraindray fantatrao tsara fa ho resy ianao. Tsy te hiandry ny fiafaran'ny lalao ianao ary te hampitsahatra izany dieny izao.
Ao amin'ny efitrano lalao, tsindrio ny bokotra safidy
mandritra ny lalao. Safidio ny sub-menu misy marika
"lalao farany". Hanana safidy maromaro ianao.