Private: Ianao sy ny olona iray ihany no hahita ny resaka. Tsy misy olon-kafa afaka mahita izany, na ny mpandrindra.
Voarakitra: Voarakitra ao amin'ny lohamilin'ny tranokala ny resaka, ary mbola azo idirana rehefa manidy ny varavarankely ianao.
Tsy voarakitra: eo no ho eo ny resaka. Tsy horaketina na aiza na aiza. Hanjavona izy io raha vao manidy ny varavarankely ianao, ary tsy ho hita intsony.